plt_tn/dan/08/27.md

344 B

reraka ary dia nandry nalemy nandritra ny andro maromaro

"trotraka ary nandry am-pandriana narary nandritra ny andro maromaro."

nandeha tamin'ny raharahan'ny mpanjaka

"nanao ny asa izay nanendren'ny mpanjaka ahy"

rikoriko tamin'ny fahitana aho

"raiki-tahotra tamin'ny fahitana aho" na "nisavoritaka tanteraka tamin'ny fahitana aho".