plt_tn/dan/08/24.md

906 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.

fa tsy tamin'ny heriny manokana

"fa hisy olon-kafa hanome hery azy"

hanaovany fitaka mahomby

Eto ny hoe "fitaka" dia lazaina ho toy ny olona izay hahomby. DH: "hitombo ny habetsaky ny fahadisoam-panantenana"

ambanin'ny tanany

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny fanapahany. DH: "ambanin'ny fanapahany"

Mpanjakan'ireo mpanjaka

Ilazana an'Andriamanitra izany.

ho potika izy

Eto ny hoe "izy" dia ilazana ny heriny. DH: "ho tapitra ny fitondrany.

tsy mba amin'ny alalan'ny tanan'olombelona

Eto ny hoe "tanana" dia manambara hery. DH: "tsy mba amin'ny alalan'ny herin'olombelona" na "amin'ny alalan'ny hery avy amin'Andriamanitra"