# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona. # fa tsy tamin'ny heriny manokana "fa hisy olon-kafa hanome hery azy" # hanaovany fitaka mahomby Eto ny hoe "fitaka" dia lazaina ho toy ny olona izay hahomby. DH: "hitombo ny habetsaky ny fahadisoam-panantenana" # ambanin'ny tanany Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny fanapahany. DH: "ambanin'ny fanapahany" # Mpanjakan'ireo mpanjaka Ilazana an'Andriamanitra izany. # ho potika izy Eto ny hoe "izy" dia ilazana ny heriny. DH: "ho tapitra ny fitondrany. # tsy mba amin'ny alalan'ny tanan'olombelona Eto ny hoe "tanana" dia manambara hery. DH: "tsy mba amin'ny alalan'ny herin'olombelona" na "amin'ny alalan'ny hery avy amin'Andriamanitra"