plt_tn/dan/08/24.md

28 lines
906 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.
# fa tsy tamin'ny heriny manokana
"fa hisy olon-kafa hanome hery azy"
# hanaovany fitaka mahomby
Eto ny hoe "fitaka" dia lazaina ho toy ny olona izay hahomby. DH: "hitombo ny habetsaky ny fahadisoam-panantenana"
# ambanin'ny tanany
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny fanapahany. DH: "ambanin'ny fanapahany"
# Mpanjakan'ireo mpanjaka
Ilazana an'Andriamanitra izany.
# ho potika izy
Eto ny hoe "izy" dia ilazana ny heriny. DH: "ho tapitra ny fitondrany.
# tsy mba amin'ny alalan'ny tanan'olombelona
Eto ny hoe "tanana" dia manambara hery. DH: "tsy mba amin'ny alalan'ny herin'olombelona" na "amin'ny alalan'ny hery avy amin'Andriamanitra"