plt_tn/dan/08/22.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.

Raha ny amin'ilay tandroka... nipoiran'ireo efatra hafa

"Tamin'ny nahavaky ilay tandroka lava, nisy efatra hafa nitsiry."

hisy fanjakana efatra hipoitra amin'ny fireneny

Ny tandroka efatra dia maneho ireo fanjakana vaovao efatra. Azo azavaina izany. DH: "izy ireo dia manambara ireo fanjakana efatra ka ao anatin'izany ny fanjakan'ny mpanjaka voalohany dia hozaraina"

fa tsy amin'ny heriny lehibe

"fa tsy nanan-kery mihoatra ilay mpanjaka izay naseho tamin'ny tandroka lava izy ireo"

Amin'ny fotoana farany an'ireo fanjakana ireo

"Toa manakaiky ny farany ireo fanjakana ireo."

hahatratra ny fetrany ireo mpamadika

"hahatratra ny fahafenoan'izy ireo" na "nahahazakazaka ny fihazakazahan'izy ireo"

masia-tarehy

tarehy- Izany dia midika olona izay miendrika mpanohitra, na toa ny handà ny hankatoa.