plt_tn/dan/08/22.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.
# Raha ny amin'ilay tandroka... nipoiran'ireo efatra hafa
"Tamin'ny nahavaky ilay tandroka lava, nisy efatra hafa nitsiry."
# hisy fanjakana efatra hipoitra amin'ny fireneny
Ny tandroka efatra dia maneho ireo fanjakana vaovao efatra. Azo azavaina izany. DH: "izy ireo dia manambara ireo fanjakana efatra ka ao anatin'izany ny fanjakan'ny mpanjaka voalohany dia hozaraina"
# fa tsy amin'ny heriny lehibe
"fa tsy nanan-kery mihoatra ilay mpanjaka izay naseho tamin'ny tandroka lava izy ireo"
# Amin'ny fotoana farany an'ireo fanjakana ireo
"Toa manakaiky ny farany ireo fanjakana ireo."
# hahatratra ny fetrany ireo mpamadika
"hahatratra ny fahafenoan'izy ireo" na "nahahazakazaka ny fihazakazahan'izy ireo"
# masia-tarehy
tarehy- Izany dia midika olona izay miendrika mpanohitra, na toa ny handà ny hankatoa.