# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona. # Raha ny amin'ilay tandroka... nipoiran'ireo efatra hafa "Tamin'ny nahavaky ilay tandroka lava, nisy efatra hafa nitsiry." # hisy fanjakana efatra hipoitra amin'ny fireneny Ny tandroka efatra dia maneho ireo fanjakana vaovao efatra. Azo azavaina izany. DH: "izy ireo dia manambara ireo fanjakana efatra ka ao anatin'izany ny fanjakan'ny mpanjaka voalohany dia hozaraina" # fa tsy amin'ny heriny lehibe "fa tsy nanan-kery mihoatra ilay mpanjaka izay naseho tamin'ny tandroka lava izy ireo" # Amin'ny fotoana farany an'ireo fanjakana ireo "Toa manakaiky ny farany ireo fanjakana ireo." # hahatratra ny fetrany ireo mpamadika "hahatratra ny fahafenoan'izy ireo" na "nahahazakazaka ny fihazakazahan'izy ireo" # masia-tarehy tarehy- Izany dia midika olona izay miendrika mpanohitra, na toa ny handà ny hankatoa.