plt_tn/dan/08/20.md

20 lines
822 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.
# tandroka roa—ireo no
"tandroka roa—manambara izy ireo"
# mpanjakan'i Media sy Persia
Mety ho dikany ny 1) ilazanaa ny mpanjakan'i Media sy Persia ireo na 2) sarinteny izay hanehoan'ireo mpanjaka ny fanjakan'i Media sy Persia izany. DH: "ny fanjakan'i Media sy Persia."
# ny mpanjakan'i Grisia
Mety ho dikany ny hoe 1) ilazana ny mpanjakan'i Grisia izany na 2) sarinteny izay hanehoan'ny mpanjaka ny fanjakan'i Grisia izany" DH: "ny fanjakan'i Grisia"
# Ny tandroka lava teo anelanelan'ireo masony
"Ny tandroka lava eo anelanelan'ny masony dia maneho"