# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona. # tandroka roa—ireo no "tandroka roa—manambara izy ireo" # mpanjakan'i Media sy Persia Mety ho dikany ny 1) ilazanaa ny mpanjakan'i Media sy Persia ireo na 2) sarinteny izay hanehoan'ireo mpanjaka ny fanjakan'i Media sy Persia izany. DH: "ny fanjakan'i Media sy Persia." # ny mpanjakan'i Grisia Mety ho dikany ny hoe 1) ilazana ny mpanjakan'i Grisia izany na 2) sarinteny izay hanehoan'ny mpanjaka ny fanjakan'i Grisia izany" DH: "ny fanjakan'i Grisia" # Ny tandroka lava teo anelanelan'ireo masony "Ny tandroka lava eo anelanelan'ny masony dia maneho"