plt_tn/dan/08/20.md

822 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao anatin'ireo andininy ireo, manazava amin'i Daniela ny dikan'ireo zavatra fanehoana izay hitany tao amin'ny fahitany ny anjely. Ankehitriny ireo biby sy tandroka dia manambara ny fanapana sy fanjakan'ny olombelona.

tandroka roa—ireo no

"tandroka roa—manambara izy ireo"

mpanjakan'i Media sy Persia

Mety ho dikany ny 1) ilazanaa ny mpanjakan'i Media sy Persia ireo na 2) sarinteny izay hanehoan'ireo mpanjaka ny fanjakan'i Media sy Persia izany. DH: "ny fanjakan'i Media sy Persia."

ny mpanjakan'i Grisia

Mety ho dikany ny hoe 1) ilazana ny mpanjakan'i Grisia izany na 2) sarinteny izay hanehoan'ny mpanjaka ny fanjakan'i Grisia izany" DH: "ny fanjakan'i Grisia"

Ny tandroka lava teo anelanelan'ireo masony

"Ny tandroka lava eo anelanelan'ny masony dia maneho"