plt_tn/dan/08/15.md

16 lines
582 B
Markdown

# feon-dehilahy niantso teo anelanelan'ny sisin'ny Lakan-drano Olay
Eto ny lehilahy dia fantatra tamin'ny feony. DH: "antson-dehilahy avy aminn'y Lakan-drano Olay."
# Lakan-drano Olay
Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 8:1.
# nanodrika ny tenako tamin'ny tany
Fihetsim-piankohofana izay handrian'ny olona aminn'y tany izany.
# amin'ny fotoana farany
"ireo andro farany" na "ny fiafaran'izao tontolo izao". Tsy ilazana ny vanim-potoana farany izany, fa ny zava-hitranga avy hatrany mialoha ny farany.