# feon-dehilahy niantso teo anelanelan'ny sisin'ny Lakan-drano Olay Eto ny lehilahy dia fantatra tamin'ny feony. DH: "antson-dehilahy avy aminn'y Lakan-drano Olay." # Lakan-drano Olay Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 8:1. # nanodrika ny tenako tamin'ny tany Fihetsim-piankohofana izay handrian'ny olona aminn'y tany izany. # amin'ny fotoana farany "ireo andro farany" na "ny fiafaran'izao tontolo izao". Tsy ilazana ny vanim-potoana farany izany, fa ny zava-hitranga avy hatrany mialoha ny farany.