plt_tn/dan/08/15.md

582 B

feon-dehilahy niantso teo anelanelan'ny sisin'ny Lakan-drano Olay

Eto ny lehilahy dia fantatra tamin'ny feony. DH: "antson-dehilahy avy aminn'y Lakan-drano Olay."

Lakan-drano Olay

Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 8:1.

nanodrika ny tenako tamin'ny tany

Fihetsim-piankohofana izay handrian'ny olona aminn'y tany izany.

amin'ny fotoana farany

"ireo andro farany" na "ny fiafaran'izao tontolo izao". Tsy ilazana ny vanim-potoana farany izany, fa ny zava-hitranga avy hatrany mialoha ny farany.