plt_tn/dan/08/13.md

533 B

masina

"anjely"

ny fanjakazakana eo amin'ny fitoerana masina

"ny fileferan'ny fitoerana masina"

ny tafiky ny lanitra izay voahitsakitsaka

DH: "ny tandroka manitsakitsaka ny tafiky ny lanitra"

2.300 hariva sy maraina

Eto ny hoe "hariva sy maraina" dia fampisainana ilazana ny zavatra rehetra ao anatin'izany, izay midika hoe andro manontolo. DH: "masoandro mody sy masoandro mihiratra 2 300" na "2 300 andro"

hapetraka tsara ny fitoerana masina

"hodiovina ny tempoly ary hapetraka amin'ny filaminany indray." (UDB)