# masina "anjely" # ny fanjakazakana eo amin'ny fitoerana masina "ny fileferan'ny fitoerana masina" # ny tafiky ny lanitra izay voahitsakitsaka DH: "ny tandroka manitsakitsaka ny tafiky ny lanitra" # 2.300 hariva sy maraina Eto ny hoe "hariva sy maraina" dia fampisainana ilazana ny zavatra rehetra ao anatin'izany, izay midika hoe andro manontolo. DH: "masoandro mody sy masoandro mihiratra 2 300" na "2 300 andro" # hapetraka tsara ny fitoerana masina "hodiovina ny tempoly ary hapetraka amin'ny filaminany indray." (UDB)