plt_tn/dan/08/13.md

20 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# masina
"anjely"
# ny fanjakazakana eo amin'ny fitoerana masina
"ny fileferan'ny fitoerana masina"
# ny tafiky ny lanitra izay voahitsakitsaka
DH: "ny tandroka manitsakitsaka ny tafiky ny lanitra"
# 2.300 hariva sy maraina
Eto ny hoe "hariva sy maraina" dia fampisainana ilazana ny zavatra rehetra ao anatin'izany, izay midika hoe andro manontolo. DH: "masoandro mody sy masoandro mihiratra 2 300" na "2 300 andro"
# hapetraka tsara ny fitoerana masina
"hodiovina ny tempoly ary hapetraka amin'ny filaminany indray." (UDB)