plt_tn/dan/08/07.md

525 B

nanitsakitsaka

mamotika zavatra amin'ny fandehanana eo amboniny.

ilay ondrilahy tamin'ny heriny.

"Ny ondrilahy avy amin'ilay osy noho ny heriny"

Niha-goavana ilay osy

"Niha-goavana sy nahery ilay osy"

vaky ilay tandroka lava

DH: "Nisy zavatra namotika ilay tandroka lava"

manandrify ny rivotra efatry ny lanitra

Eto ny hoe "rivotra efatry ny lanitra" dia fomba fiteny ilazana ireo tondro lehibe efatra (Avaratra, Atsinanana, Atsimo, Andrefana) izay itsofan'ny rivotra. DH: "amin'ny tondro karazany efatra"