# nanitsakitsaka mamotika zavatra amin'ny fandehanana eo amboniny. # ilay ondrilahy tamin'ny heriny. "Ny ondrilahy avy amin'ilay osy noho ny heriny" # Niha-goavana ilay osy "Niha-goavana sy nahery ilay osy" # vaky ilay tandroka lava DH: "Nisy zavatra namotika ilay tandroka lava" # manandrify ny rivotra efatry ny lanitra Eto ny hoe "rivotra efatry ny lanitra" dia fomba fiteny ilazana ireo tondro lehibe efatra (Avaratra, Atsinanana, Atsimo, Andrefana) izay itsofan'ny rivotra. DH: "amin'ny tondro karazany efatra"