plt_tn/dan/08/07.md

20 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanitsakitsaka
mamotika zavatra amin'ny fandehanana eo amboniny.
# ilay ondrilahy tamin'ny heriny.
"Ny ondrilahy avy amin'ilay osy noho ny heriny"
# Niha-goavana ilay osy
"Niha-goavana sy nahery ilay osy"
# vaky ilay tandroka lava
DH: "Nisy zavatra namotika ilay tandroka lava"
# manandrify ny rivotra efatry ny lanitra
Eto ny hoe "rivotra efatry ny lanitra" dia fomba fiteny ilazana ireo tondro lehibe efatra (Avaratra, Atsinanana, Atsimo, Andrefana) izay itsofan'ny rivotra. DH: "amin'ny tondro karazany efatra"