plt_tn/dan/08/01.md

964 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo toko faha7 sy faha8 dia tsy milahatra araka ny vanim-potoana. Nitranga ireto raha mbola i Belsazara no mpanjaka, talohan'ny fitondran'i Dariosa sy Kyrosy izay noresahana tao amin'ny toko faha6.

Fampahafantarana aminn'y ankapobeny:

Tao amin'ny fahitan'i Daniela, dia nahita biby izay naneho zavatra hafa izy. Taorian'ny fahitana dia nisy olona nanazava ny dikan'ireo fanehoana ireo.

Tamin'ny taona fahatelo

"Tamin'ny taona telo"

Belsazara

Izany no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 5:1

nisy fahitana niseho tamiko (tao aorinan'ilay iray... voalohany)

Fampahafantarana fototra mampahatsiaro ny mpamaky fa io no fahitana faharoan'i Daniela izany. DH: "nanana fahitana faharoa niseho tamiko"

Sosana... Elama... Lakandranon'ny Olay

Anaran-toerana ireo.

Lakandrano

Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona."