plt_tn/dan/08/01.md

28 lines
964 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo toko faha7 sy faha8 dia tsy milahatra araka ny vanim-potoana. Nitranga ireto raha mbola i Belsazara no mpanjaka, talohan'ny fitondran'i Dariosa sy Kyrosy izay noresahana tao amin'ny toko faha6.
# Fampahafantarana aminn'y ankapobeny:
Tao amin'ny fahitan'i Daniela, dia nahita biby izay naneho zavatra hafa izy. Taorian'ny fahitana dia nisy olona nanazava ny dikan'ireo fanehoana ireo.
# Tamin'ny taona fahatelo
"Tamin'ny taona telo"
# Belsazara
Izany no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 5:1
# nisy fahitana niseho tamiko (tao aorinan'ilay iray... voalohany)
Fampahafantarana fototra mampahatsiaro ny mpamaky fa io no fahitana faharoan'i Daniela izany. DH: "nanana fahitana faharoa niseho tamiko"
# Sosana... Elama... Lakandranon'ny Olay
Anaran-toerana ireo.
# Lakandrano
Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona."