# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo toko faha7 sy faha8 dia tsy milahatra araka ny vanim-potoana. Nitranga ireto raha mbola i Belsazara no mpanjaka, talohan'ny fitondran'i Dariosa sy Kyrosy izay noresahana tao amin'ny toko faha6. # Fampahafantarana aminn'y ankapobeny: Tao amin'ny fahitan'i Daniela, dia nahita biby izay naneho zavatra hafa izy. Taorian'ny fahitana dia nisy olona nanazava ny dikan'ireo fanehoana ireo. # Tamin'ny taona fahatelo "Tamin'ny taona telo" # Belsazara Izany no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io anarana io ao amin'ny 5:1 # nisy fahitana niseho tamiko (tao aorinan'ilay iray... voalohany) Fampahafantarana fototra mampahatsiaro ny mpamaky fa io no fahitana faharoan'i Daniela izany. DH: "nanana fahitana faharoa niseho tamiko" # Sosana... Elama... Lakandranon'ny Olay Anaran-toerana ireo. # Lakandrano Ny lakan-drano dia lalan-drano tery izay vitan'olona."