plt_tn/dan/07/21.md

16 lines
517 B
Markdown

# io tandroka io
"io tandroka fahefatra io". Izany dia ilazana ny tandroka izay voasoritsoritra ao amin'ny 7:19
# mandra-pihavian'ireo Andro Fahagola, ary ny fahamarinana dia nomena
DH: "mandra-pihavin'ireo Andro Fahagola sy hitondrana fahamarinana"
# ireo Andro Fahagola
Izany dia lohateny ho an'Andriamanitra mba hampisongadinana fa mandrakizay Izy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io lohateny io ao amin'ny 7:9.
# nandray ny fanjakana ireo olomasina.
DH: "Nomen'Andriamanitra an'ireo olomasina ny fanjakany"