plt_tn/dan/07/21.md

517 B

io tandroka io

"io tandroka fahefatra io". Izany dia ilazana ny tandroka izay voasoritsoritra ao amin'ny 7:19

mandra-pihavian'ireo Andro Fahagola, ary ny fahamarinana dia nomena

DH: "mandra-pihavin'ireo Andro Fahagola sy hitondrana fahamarinana"

ireo Andro Fahagola

Izany dia lohateny ho an'Andriamanitra mba hampisongadinana fa mandrakizay Izy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io lohateny io ao amin'ny 7:9.

nandray ny fanjakana ireo olomasina.

DH: "Nomen'Andriamanitra an'ireo olomasina ny fanjakany"