# io tandroka io "io tandroka fahefatra io". Izany dia ilazana ny tandroka izay voasoritsoritra ao amin'ny 7:19 # mandra-pihavian'ireo Andro Fahagola, ary ny fahamarinana dia nomena DH: "mandra-pihavin'ireo Andro Fahagola sy hitondrana fahamarinana" # ireo Andro Fahagola Izany dia lohateny ho an'Andriamanitra mba hampisongadinana fa mandrakizay Izy. Jereo hoe ahoana no nandikanao io lohateny io ao amin'ny 7:9. # nandray ny fanjakana ireo olomasina. DH: "Nomen'Andriamanitra an'ireo olomasina ny fanjakany"