plt_tn/dan/07/19.md

769 B

tena mampiori-koditra

"tena mampahatahotra"

manitsakitsaka

"mandeha eo amboniny ary mamotika"

ireo tandroka folo eo an-dohany

"ireo tandroka folo eo amin'ny lohan'ireo biby efatra"

nitombo, ary nisy tandroka telo potraka teo alohany

"nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera avy amin'izany" na "nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera noho izany"

nisy tandroka telo potraka teo alohany

Eto ny hoe "potraka" dia fanalefahan-teny izay midika fa potika izy ireo". DH: "izay namotika ireo tandroka telo"

ilay vava izay mirehareha

"ny vavany izay nirehareha" na "ny vavan'ilay tandroka vaovao, izay nirehareha"

toa lehibe mihoatra noho ireo namany izany

Ny tandroka misy maso sy vava dia toa lehibe noho ireo tandroka hafa.