plt_tn/dan/07/19.md

28 lines
769 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tena mampiori-koditra
"tena mampahatahotra"
# manitsakitsaka
"mandeha eo amboniny ary mamotika"
# ireo tandroka folo eo an-dohany
"ireo tandroka folo eo amin'ny lohan'ireo biby efatra"
# nitombo, ary nisy tandroka telo potraka teo alohany
"nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera avy amin'izany" na "nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera noho izany"
# nisy tandroka telo potraka teo alohany
Eto ny hoe "potraka" dia fanalefahan-teny izay midika fa potika izy ireo". DH: "izay namotika ireo tandroka telo"
# ilay vava izay mirehareha
"ny vavany izay nirehareha" na "ny vavan'ilay tandroka vaovao, izay nirehareha"
# toa lehibe mihoatra noho ireo namany izany
Ny tandroka misy maso sy vava dia toa lehibe noho ireo tandroka hafa.