# tena mampiori-koditra "tena mampahatahotra" # manitsakitsaka "mandeha eo amboniny ary mamotika" # ireo tandroka folo eo an-dohany "ireo tandroka folo eo amin'ny lohan'ireo biby efatra" # nitombo, ary nisy tandroka telo potraka teo alohany "nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera avy amin'izany" na "nitombo, ary momba ireo tandroka telo izay nianjera noho izany" # nisy tandroka telo potraka teo alohany Eto ny hoe "potraka" dia fanalefahan-teny izay midika fa potika izy ireo". DH: "izay namotika ireo tandroka telo" # ilay vava izay mirehareha "ny vavany izay nirehareha" na "ny vavan'ilay tandroka vaovao, izay nirehareha" # toa lehibe mihoatra noho ireo namany izany Ny tandroka misy maso sy vava dia toa lehibe noho ireo tandroka hafa.