plt_tn/dan/07/17.md

595 B

Ireo biby lehibe ireo, efatra raha isaina

"Ireo biby lehibe efatra ireo"

dia mpanjaka efatra

"maneho mpanjaka efatra"

mpanjaka efatra izay hisandratra avy amin'ny tany

Eto ny hoe "avy amin'ny tany" dia midika fa tena vahoaka izy ireo. DH: "mpanjaka efatra izay ho tonga amin-kery amin'ny tany" (UDB) na "lehilahy efatra izay hitsangana avy eo amin'ny vahoakan'ny tany ary ho tonga mpanjaka"

hanana izany ho fananana izy ireo

"hanjaka eo amin'izany izy ireo"

mandrakizay doria

Izany fiverenan-kevitra izany dia mampisongadina fa io fanjakana io dia tsy ho tapitra mandrakizay.