# Ireo biby lehibe ireo, efatra raha isaina "Ireo biby lehibe efatra ireo" # dia mpanjaka efatra "maneho mpanjaka efatra" # mpanjaka efatra izay hisandratra avy amin'ny tany Eto ny hoe "avy amin'ny tany" dia midika fa tena vahoaka izy ireo. DH: "mpanjaka efatra izay ho tonga amin-kery amin'ny tany" (UDB) na "lehilahy efatra izay hitsangana avy eo amin'ny vahoakan'ny tany ary ho tonga mpanjaka" # hanana izany ho fananana izy ireo "hanjaka eo amin'izany izy ireo" # mandrakizay doria Izany fiverenan-kevitra izany dia mampisongadina fa io fanjakana io dia tsy ho tapitra mandrakizay.