plt_tn/dan/07/17.md

20 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo biby lehibe ireo, efatra raha isaina
"Ireo biby lehibe efatra ireo"
# dia mpanjaka efatra
"maneho mpanjaka efatra"
# mpanjaka efatra izay hisandratra avy amin'ny tany
Eto ny hoe "avy amin'ny tany" dia midika fa tena vahoaka izy ireo. DH: "mpanjaka efatra izay ho tonga amin-kery amin'ny tany" (UDB) na "lehilahy efatra izay hitsangana avy eo amin'ny vahoakan'ny tany ary ho tonga mpanjaka"
# hanana izany ho fananana izy ireo
"hanjaka eo amin'izany izy ireo"
# mandrakizay doria
Izany fiverenan-kevitra izany dia mampisongadina fa io fanjakana io dia tsy ho tapitra mandrakizay.