plt_tn/dan/07/15.md

20 lines
809 B
Markdown

# malahelo ato anatiko ny fanahiko... ireo fahitana izay hitako tao an-tsaiko dia mampangovitra ahy
Ireo andian-teny roa ireo dia mamaritra ny fihetseham-pon'i Daniela. Ilay faharoa dia manome fampahafantarana bebe kokoa momba ilay voalohany, manazava ny alahelon'ny fanahiny.
# malahelo ato anatiko ny fanahiko
Eto ny hoe "fanahiko" dia ilazana an'i Daniela ihany. DH: "Tena nalahelo tato anatiko aho"
# ny iray tamin'ireo nitsangana tany
Io dia iray tamin'ireo zava-boaarin'ny lanitra izay mitsangana manoloana ny seza fiandrianan'Andriamanitra (UDB). Mety ho dikany koa ny 1) anjely ireo, fanahy izay manompo an'Andriamanitra. 2) ireo dia olona efa maty ary any an-danitra ankehitriny.
# mba hampiseho ahy
"mba hilaza amiko" (UDB) or "mba hanazava amiko"
# ireo zavatra ireo
"ireo zavatra hitako"