# malahelo ato anatiko ny fanahiko... ireo fahitana izay hitako tao an-tsaiko dia mampangovitra ahy Ireo andian-teny roa ireo dia mamaritra ny fihetseham-pon'i Daniela. Ilay faharoa dia manome fampahafantarana bebe kokoa momba ilay voalohany, manazava ny alahelon'ny fanahiny. # malahelo ato anatiko ny fanahiko Eto ny hoe "fanahiko" dia ilazana an'i Daniela ihany. DH: "Tena nalahelo tato anatiko aho" # ny iray tamin'ireo nitsangana tany Io dia iray tamin'ireo zava-boaarin'ny lanitra izay mitsangana manoloana ny seza fiandrianan'Andriamanitra (UDB). Mety ho dikany koa ny 1) anjely ireo, fanahy izay manompo an'Andriamanitra. 2) ireo dia olona efa maty ary any an-danitra ankehitriny. # mba hampiseho ahy "mba hilaza amiko" (UDB) or "mba hanazava amiko" # ireo zavatra ireo "ireo zavatra hitako"