plt_tn/dan/07/15.md

809 B

malahelo ato anatiko ny fanahiko... ireo fahitana izay hitako tao an-tsaiko dia mampangovitra ahy

Ireo andian-teny roa ireo dia mamaritra ny fihetseham-pon'i Daniela. Ilay faharoa dia manome fampahafantarana bebe kokoa momba ilay voalohany, manazava ny alahelon'ny fanahiny.

malahelo ato anatiko ny fanahiko

Eto ny hoe "fanahiko" dia ilazana an'i Daniela ihany. DH: "Tena nalahelo tato anatiko aho"

ny iray tamin'ireo nitsangana tany

Io dia iray tamin'ireo zava-boaarin'ny lanitra izay mitsangana manoloana ny seza fiandrianan'Andriamanitra (UDB). Mety ho dikany koa ny 1) anjely ireo, fanahy izay manompo an'Andriamanitra. 2) ireo dia olona efa maty ary any an-danitra ankehitriny.

mba hampiseho ahy

"mba hilaza amiko" (UDB) or "mba hanazava amiko"

ireo zavatra ireo

"ireo zavatra hitako"