forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mitohy manoritsoritra ny fahitany ny fitsarana any an-danitra i Daniela sy ny valin-teny tamin'ny biby fahefatra izay hita ao amin'ny 7:6.
|
|
|
|
# novonoina ilay biby... mba ho dorana
|
|
|
|
DH: "Namono ilay biby fahefatra izy ireo, namotika ny vatany, ary nanome izany ho an'olona mba ho dorana."
|
|
|
|
# novonoina ilay biby
|
|
|
|
Novonoina ilay biby satria nanapa-kevitra ny mpitsara fa meloka izy. DH: "nanameloka ilay biby izy ireo" na "nandidy ny mpitsara ka namono ilay biby izy ireo"
|
|
|
|
# ilay biby
|
|
|
|
Ilazana ny biby fahefatra izay manan-tandroka folo sy ny tandroka izay voalaza ho mpirehareha izany. DH: "ilay biby nampihorohoro indrindra" na "ilay biby izay nanan-tandroka mirehareha"
|
|
|
|
# ny sisa tamin'ireo biby efatra
|
|
|
|
Mety hazava kokoa ny filazana hoe "ny biby telo hafa"
|
|
|
|
# nalàna ny fahefan'izy ireo hanapaka
|
|
|
|
DH: "nalàn'ny mpitsara ny fahefan'izy ireo hanapaka" na "tapitra ny fahefan'izy ireo hanapaka"
|
|
|
|
# nalavaina ny fehim-potoana hiainan'izy ireo
|
|
|
|
DH: "nitohy niaina nandritry ny vanim-potoana izy ireo" na "navelan'ny mpitsara hiaina fotoana fohy izy ireo"
|