plt_tn/dan/07/08.md

609 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy mamariparitra ny fahitany ny biby fahefatra izay hita ao amin'ny 7:6 i Daniela.

ireo tandroka

Ireo mpandika teny dia tokony nanoratra fanamarihana tahaka izao: "Ny tandroka dia mariky ny hery ary maneho ny mpitarika mahery"

Ny telo amin'ireo tandroka voalohany dia mivoaka amin'ny fakany

DH: "Ny tandroka kely dia nandriatra ny telo tamin'ireo tandroka voalohany"

vava izay mirehareha momba ireo zavatra lehibe.

Eto dia nirehareha ny tandroka, mampiasa ny vavany hanao izany. DH: "nanam-bava ny tandroka ary nirehareha tamin'ny fanaovana zvaa-dehibe"