plt_tn/dan/07/08.md

16 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy mamariparitra ny fahitany ny biby fahefatra izay hita ao amin'ny 7:6 i Daniela.
# ireo tandroka
Ireo mpandika teny dia tokony nanoratra fanamarihana tahaka izao: "Ny tandroka dia mariky ny hery ary maneho ny mpitarika mahery"
# Ny telo amin'ireo tandroka voalohany dia mivoaka amin'ny fakany
DH: "Ny tandroka kely dia nandriatra ny telo tamin'ireo tandroka voalohany"
# vava izay mirehareha momba ireo zavatra lehibe.
Eto dia nirehareha ny tandroka, mampiasa ny vavany hanao izany. DH: "nanam-bava ny tandroka ary nirehareha tamin'ny fanaovana zvaa-dehibe"