# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy mamariparitra ny fahitany ny biby fahefatra izay hita ao amin'ny 7:6 i Daniela. # ireo tandroka Ireo mpandika teny dia tokony nanoratra fanamarihana tahaka izao: "Ny tandroka dia mariky ny hery ary maneho ny mpitarika mahery" # Ny telo amin'ireo tandroka voalohany dia mivoaka amin'ny fakany DH: "Ny tandroka kely dia nandriatra ny telo tamin'ireo tandroka voalohany" # vava izay mirehareha momba ireo zavatra lehibe. Eto dia nirehareha ny tandroka, mampiasa ny vavany hanao izany. DH: "nanam-bava ny tandroka ary nirehareha tamin'ny fanaovana zvaa-dehibe"