plt_tn/dan/07/06.md

577 B

biby iray hafa, iray izay miendrika tahaka ny leoparda

tsy leoparda amin'izao fotoana izao izany, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny leoparda.

elatra efatra... loha efatra

Ny elatra efatra sy ny loha efatra dia famantarana, fa tsy mazava ny dikan'izany.

nanana loha efatra izany

"nanana loha efatra ilay biby"

Nomena fahefana hanapaka izany

DH: "Nisy nanome fahefa izany hanapaka"

biby fahefatra... nanana tandroka folo izy

Tsy biby amin'izao fotoana izao ihany koa izany. Fa zava-boaary famantarana.

nanitsakitsaka

"nandeha tamboniny ary namotika"