plt_tn/dan/07/06.md

24 lines
577 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# biby iray hafa, iray izay miendrika tahaka ny leoparda
tsy leoparda amin'izao fotoana izao izany, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny leoparda.
# elatra efatra... loha efatra
Ny elatra efatra sy ny loha efatra dia famantarana, fa tsy mazava ny dikan'izany.
# nanana loha efatra izany
"nanana loha efatra ilay biby"
# Nomena fahefana hanapaka izany
DH: "Nisy nanome fahefa izany hanapaka"
# biby fahefatra... nanana tandroka folo izy
Tsy biby amin'izao fotoana izao ihany koa izany. Fa zava-boaary famantarana.
# nanitsakitsaka
"nandeha tamboniny ary namotika"