# biby iray hafa, iray izay miendrika tahaka ny leoparda tsy leoparda amin'izao fotoana izao izany, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny leoparda. # elatra efatra... loha efatra Ny elatra efatra sy ny loha efatra dia famantarana, fa tsy mazava ny dikan'izany. # nanana loha efatra izany "nanana loha efatra ilay biby" # Nomena fahefana hanapaka izany DH: "Nisy nanome fahefa izany hanapaka" # biby fahefatra... nanana tandroka folo izy Tsy biby amin'izao fotoana izao ihany koa izany. Fa zava-boaary famantarana. # nanitsakitsaka "nandeha tamboniny ary namotika"