plt_tn/dan/07/04.md

24 lines
769 B
Markdown

# Ilay voalohany dia tahaka ny liona fa manana elatra voromahery
Zava-boaary famantarana izany, fa tsy biby tena nisy.
# rovitra ireo elany ary miainga amin'ny tany izany ka mitsangana amin'ny tongotra roa, tahaka ny olona
DH: "Nisy nandrovitra ireo elany ary nanainga izany tamin'ny tany ary nampitsangana azy tamin'ny tongony roa tahaka ny olona."
# Nomena izany ny fisainan'ny olona
Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny eritreritra. DH: "Nisy nanome fahafahana mieritreritra tahaka ny olona izany"
# biby faharoa, tahaka ny bera,
Tsy tahaka ny bera amin'izao io, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny bera.
# taolan-tehezana
Taolana lava miolaka ao amin'ny tratra izay mifandray amin'ny hazon-damosina.
# Notenenina izany hoe
DH: "Nisy olona niteny izany"