plt_tn/dan/07/04.md

769 B

Ilay voalohany dia tahaka ny liona fa manana elatra voromahery

Zava-boaary famantarana izany, fa tsy biby tena nisy.

rovitra ireo elany ary miainga amin'ny tany izany ka mitsangana amin'ny tongotra roa, tahaka ny olona

DH: "Nisy nandrovitra ireo elany ary nanainga izany tamin'ny tany ary nampitsangana azy tamin'ny tongony roa tahaka ny olona."

Nomena izany ny fisainan'ny olona

Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny eritreritra. DH: "Nisy nanome fahafahana mieritreritra tahaka ny olona izany"

biby faharoa, tahaka ny bera,

Tsy tahaka ny bera amin'izao io, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny bera.

taolan-tehezana

Taolana lava miolaka ao amin'ny tratra izay mifandray amin'ny hazon-damosina.

Notenenina izany hoe

DH: "Nisy olona niteny izany"