# Ilay voalohany dia tahaka ny liona fa manana elatra voromahery Zava-boaary famantarana izany, fa tsy biby tena nisy. # rovitra ireo elany ary miainga amin'ny tany izany ka mitsangana amin'ny tongotra roa, tahaka ny olona DH: "Nisy nandrovitra ireo elany ary nanainga izany tamin'ny tany ary nampitsangana azy tamin'ny tongony roa tahaka ny olona." # Nomena izany ny fisainan'ny olona Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny eritreritra. DH: "Nisy nanome fahafahana mieritreritra tahaka ny olona izany" # biby faharoa, tahaka ny bera, Tsy tahaka ny bera amin'izao io, fa biby famantarana izay mitovy amin'ny bera. # taolan-tehezana Taolana lava miolaka ao amin'ny tratra izay mifandray amin'ny hazon-damosina. # Notenenina izany hoe DH: "Nisy olona niteny izany"