plt_tn/dan/06/26.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana foto-kevitra
Manohy ny filazana ny hafatra izay nalefan'i Dariosa ho an'ny olon-drehetra amin'ny fanjakany ity.
# mangovitra sy matahotra
Ireo teny roa ireo dia mitovitovy ary azo akambana. DH: "Nihozongozona tamin'ny tahotra"
# Andriamanitr'i Daniela
"ny Andriamanitra izay notompoin'i Daniela" (UDB)
# Izy no Andriamanitra velona sy miaina mandrakizay
Ireo andian-teny roa "Andriamanitra velona" sy "miaina mandrakizay" dia manambara foto-kevitra mitovy ihany, hoe Andriamanitra dia miaina mandrakizay.
# ny fanjakany dia tokony... ny fanapahany dia tokony ho
Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana, manasongadina ny tsy fahataperan'ny fanjakan'Andriamanitra mandrakizay.
# ny fanjakany dia tokony tsy ho ravaina
DH: "Tsy misy na iza na iza hamotika ny fanjakany" na "haharitra mandrakizay ny fanjakany"
# ny fanapahany dia tokony ho hatramin'ny farany
"hanapaka mandrakizay izy"
# niaro an'i Daniela ho avotra tamin'ny herin'ireo liona Izy
"tsy namela ireo liona matanjaka handratra an'i Daniela Izy"