# Fampifandraisana foto-kevitra Manohy ny filazana ny hafatra izay nalefan'i Dariosa ho an'ny olon-drehetra amin'ny fanjakany ity. # mangovitra sy matahotra Ireo teny roa ireo dia mitovitovy ary azo akambana. DH: "Nihozongozona tamin'ny tahotra" # Andriamanitr'i Daniela "ny Andriamanitra izay notompoin'i Daniela" (UDB) # Izy no Andriamanitra velona sy miaina mandrakizay Ireo andian-teny roa "Andriamanitra velona" sy "miaina mandrakizay" dia manambara foto-kevitra mitovy ihany, hoe Andriamanitra dia miaina mandrakizay. # ny fanjakany dia tokony... ny fanapahany dia tokony ho Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana, manasongadina ny tsy fahataperan'ny fanjakan'Andriamanitra mandrakizay. # ny fanjakany dia tokony tsy ho ravaina DH: "Tsy misy na iza na iza hamotika ny fanjakany" na "haharitra mandrakizay ny fanjakany" # ny fanapahany dia tokony ho hatramin'ny farany "hanapaka mandrakizay izy" # niaro an'i Daniela ho avotra tamin'ny herin'ireo liona Izy "tsy namela ireo liona matanjaka handratra an'i Daniela Izy"