plt_tn/dan/06/26.md

1.0 KiB

Fampifandraisana foto-kevitra

Manohy ny filazana ny hafatra izay nalefan'i Dariosa ho an'ny olon-drehetra amin'ny fanjakany ity.

mangovitra sy matahotra

Ireo teny roa ireo dia mitovitovy ary azo akambana. DH: "Nihozongozona tamin'ny tahotra"

Andriamanitr'i Daniela

"ny Andriamanitra izay notompoin'i Daniela" (UDB)

Izy no Andriamanitra velona sy miaina mandrakizay

Ireo andian-teny roa "Andriamanitra velona" sy "miaina mandrakizay" dia manambara foto-kevitra mitovy ihany, hoe Andriamanitra dia miaina mandrakizay.

ny fanjakany dia tokony... ny fanapahany dia tokony ho

Ireo andian-teny roa ireo dia mifanindran-dalana, manasongadina ny tsy fahataperan'ny fanjakan'Andriamanitra mandrakizay.

ny fanjakany dia tokony tsy ho ravaina

DH: "Tsy misy na iza na iza hamotika ny fanjakany" na "haharitra mandrakizay ny fanjakany"

ny fanapahany dia tokony ho hatramin'ny farany

"hanapaka mandrakizay izy"

niaro an'i Daniela ho avotra tamin'ny herin'ireo liona Izy

"tsy namela ireo liona matanjaka handratra an'i Daniela Izy"