plt_tn/dan/06/13.md

20 lines
623 B
Markdown

# Izany Daniela izany
Fomba tsy mihaja ilazana an'i Daniela izany. Nanao fanahy iniana ny hampiasa io andian-teny io izy ireo mba hisoroany ny fanomezana haja an'i Daniela izay tokony ho azy amin'ny maha lehiben'ny mpandrindra azy.
# izay iray amin'ireo olona avy an-tsesi-tany tany Joda
"izay mpifindra monina avy any Joda"
# tsy miraharaha anao
Fomba fiteny midika fa nanao tsinontsinona ny mpanjaka izany. DH: "tsy nankatò anao"
# nandefa fisainana izy
Eto ny hoe "fisainana" dia milaza ny eritreriny. DH: "nieritreritra mafy tokoa izy momban'ny"
# Niasa izy
Milaza ny asa saina izany, toy izay ny asa vatana.