# Izany Daniela izany Fomba tsy mihaja ilazana an'i Daniela izany. Nanao fanahy iniana ny hampiasa io andian-teny io izy ireo mba hisoroany ny fanomezana haja an'i Daniela izay tokony ho azy amin'ny maha lehiben'ny mpandrindra azy. # izay iray amin'ireo olona avy an-tsesi-tany tany Joda "izay mpifindra monina avy any Joda" # tsy miraharaha anao Fomba fiteny midika fa nanao tsinontsinona ny mpanjaka izany. DH: "tsy nankatò anao" # nandefa fisainana izy Eto ny hoe "fisainana" dia milaza ny eritreriny. DH: "nieritreritra mafy tokoa izy momban'ny" # Niasa izy Milaza ny asa saina izany, toy izay ny asa vatana.