plt_tn/dan/06/13.md

623 B

Izany Daniela izany

Fomba tsy mihaja ilazana an'i Daniela izany. Nanao fanahy iniana ny hampiasa io andian-teny io izy ireo mba hisoroany ny fanomezana haja an'i Daniela izay tokony ho azy amin'ny maha lehiben'ny mpandrindra azy.

izay iray amin'ireo olona avy an-tsesi-tany tany Joda

"izay mpifindra monina avy any Joda"

tsy miraharaha anao

Fomba fiteny midika fa nanao tsinontsinona ny mpanjaka izany. DH: "tsy nankatò anao"

nandefa fisainana izy

Eto ny hoe "fisainana" dia milaza ny eritreriny. DH: "nieritreritra mafy tokoa izy momban'ny"

Niasa izy

Milaza ny asa saina izany, toy izay ny asa vatana.